Entry tavan' andro
Elementary words tava ; andro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny andro anio itenenana: Aza ariana amin' ny tavan' andro ity sakaizanao, na koa hoe "ny andro iray" Tsy nahavonjy ahy ianao, hoy ny Tompo, tamin' ny tavan' andro [1.1]
Explanations in French Le jour présent, un certain jour: Aza ariana amin' ny tavan' andro anio aho (Ne m'abandonnez pas aujourd' hui) / Tsy nahavonjy ahy tamin' ny tavan' andro hianao [1.3]
Compound words 

Updated on 2023/06/05