Entry tatamo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [Rajemisa 1985]
Explanations in English a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [Richardson 1885]
 a water lily [Hallanger 1973]
Explanations in French nénuphar; cf. voahirana [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Nymphaea stellata
Analogues  voalefoka
Quotes 

Updated on 2020/07/31