Entry (1/3) | 1 tatàka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. |
Vocabulary |
4 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 8 tataka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto 11 [1.13] rovitra lavalava |
Explanations in English |
12 [1.7] a slit |
Explanations in French |
13 [1.8] coupe en longueur 14 [1.13] fente 15 [1.405] [Sakalava-Mayotte] ce qui est déchiré, déchirure |
Examples |
16 Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka. [2.117#12] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 23 tataka |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 [1.196] Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux. Équivalent de fatitra (Merina). , ou de tetika . [Sakalava]
|
Vocabulary |
26 Botany |
Anagrams | 27 atatak, tatàka, tataka |
Updated on 2020/07/31 |