|
|
|
|

Entry1  tarigetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra
4 Zavatra na biby na olona kendrena hasiana
5 Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity [1.1]
6 filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina [1.13]
Explanations in French  7 idéal [1.13]

Updated on 2025/09/12