Entry tarazo
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
¶ Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
¶ Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [Rajemisa 1985]
French definition état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
¶ paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

Entry tarazo
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana [Rakotosaona 1972]
 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [Rajemisa 1985]
English definition hereditary [Richardson 1885]

Entry tarazo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] karazan-taovolo na randrana [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry tarazo
Part of speech noun
Malagasy definition toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [SLP 1986]
French definition hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms zenôtipa
Compound words, titles, names 

Entry tarazo
Part of speech adjective
Derivations 

2014/09/02