Entry (1/2) | 1 taranja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62] ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy |
Explanations in French |
4 [1.13] matière, discipline |
Vocabulary |
5 Education |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 taranja |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] taho na vahatra maniry mandry anaty tany |
Explanations in French |
14 [1.13] rhizome |
Vocabulary |
15 Botany: (in general) |
Synonyms | 16 rizôma |
Updated on 2023/08/27 |