Entry taranja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy [1.62]
Explanations in French Matière, discipline [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Entry taranja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taho na vahatra maniry mandry anaty tany [1.13]
Explanations in French Rhizome [1.13]
Vocabulary 
Synonyms rizôma

Updated on 2023/08/27