Entry (1/3) | 1 taraiky |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao zavatra miadan-doatra |
Entry (2/3) | 4 taraiky |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao |
Explanations in French |
7 [1.3] simple, niais, qui rôde ça et là bêtement |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 taraikiraiky |
Entry (3/3) | 11 taraiky |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Anarana laharan-tsikidy |
Explanations in English |
14 [1.2] the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination |
Explanations in French |
15 [1.3] nom d'une rangée des sikidy |
Analogs | 16 sikidy |
Text |
17
|
Anagrams | 18 ati-kira, itraika, taraiky, tiriaka |
Updated on 2022/05/24 |