Entry taraikiraiky (taraiky)
Part of speech adjective
Malagasy definition Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l
¶ (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
Synonyms taraiky

Updated on 2012/09/11