Entry | tarafina (taratra) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso ¶ Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy ¶ Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro ¶ Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to be shined on; to be examined by X-ray [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
French translation | sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Examples | Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [SeFaFi ] | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |