Entry taona irỳ (taona, irỳ)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [Rajemisa 1985]
Explanations in French [ taon' irỳ ] l'année avant-dernière [Abinal 1888 page 681]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31