Entry taomina (taona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto
Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1]
Morphology 
Present : taomina, taomiko, taominao, taominy, taomintsika, taominay, taominareo, taomin', taomin-, taomim-, taomi-
Past : notaomina, notaomiko, notaominao, notaominy, notaomintsika, notaominay, notaominareo, notaomin', notaomin-, notaomim-, notaomi-
Future : hotaomina, hotaomiko, hotaominao, hotaominy, hotaomintsika, hotaominay, hotaominareo, hotaomin', hotaomin-, hotaomim-, hotaomi-
Imperative : taomy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20