Entry taolamizana (taolana, mizana)
Part of speech noun
Malagasy definition Lempona lalina toa lavaka boribory eo afovoan' ny taolan' ny maoja [Rajemisa 1985]
English definition [ taola-mizana ] the socket of the hip-joint. [Richardson 1885]
French definition [ taola-mizana ] La cavité d'un os dans laquelle s'emboîte l'os des jointures. [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

2013/07/12