Entry tany mandroso
Elementary words tany ; mandroso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro [1.1]

Updated on 2023/06/23