Entry tanky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1]
Vocabulary 
Origin French: tank.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31