|
|
|
|

Entry1  taninina
Root  2  tanina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
Examples  5  Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470]
6  taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  taninana
Synonyms  12  taninana

Anagrams  13  itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina

Updated on 2023/01/20