Entry tangirika (hirika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hirika, loaka kely migorobaka amin' ny rindrina na amin' ny fefiloha atao fandehanan' ny rano (jereo tangoroaka, izay ilazana loaka mangotana kosa [1.1]
Explanations in French Soupirail, trou d'un mur, d'un souterrain, trou pratiqué aux digues pour le passage de l'eau [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31