|
|
|
|

Entry1  tanehina
Root  2  tanika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena
Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary
Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana
Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  tenehina
Proverbs  10  Proverbs containing the word tanehina

Anagrams  11  hantenai, hatenina, hientana, hitenana, itanehan, natehany, natehina, nitaneha, tanehina, tinehana

Updated on 2023/01/20