Entry tandry
Part of speech noun
Malagasy definition Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [Rajemisa 1985]

Entry tandry
Part of speech noun
Malagasy definition (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tandry
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] sahaza, antonona [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31