Entry tandomerina (tandomitra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [Rajemisa 1985]
French definition affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

2012/09/08