Entry | tandomerina (tandomitra) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [1.1] | |
Explanations in French | Affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [1.3] | |
Vocabulary | Health | |
Proverbs | Proverbs containing the word tandomerina | |
Updated on 2023/01/20 |