|
|
|
|

Entry1  tanàna masina
Elementary words  2 tana, 3 masina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka [1.1]

Updated on 2025/09/12