|
|
|
|

Entry1  tampona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy
Examples  4  Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
Morphology 
5  Simple :
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  21  Fitsarana Tampony ()

Anagrams  22  atampon, mpanato, mpanota, natampo, pamonta, tampona

Updated on 2020/07/31