Entry (1/2) | 1 tampify |
Root | 2 fify |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 tampify |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Bara]
tehamaina |
Anagrams | 14 mpitafy, pitafim, tampify |
Updated on 2023/08/11 |