Entry tamboavoa (voavoa (voa))
Part of speech noun
Malagasy definition Fivontosana amin' ny lalan' ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina dia karazana tamboavoa ihany [Rajemisa 1985]
French definition ganglion [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

2014/01/25