|
|
|
|

Entry (1/2)1  tambany
Root  2  ambany
Part of speech  3  adverb, past form
Examples  4  Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996#]
Tables and plates  5  All the adverbs

Entry (2/2)6  tambany
Root  7  ambany
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Explanations in French  10  littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte [1.5]

Updated on 2024/01/14