Entry tambahoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Mahafaly] kinaoly, olona zeny [1.78]

Entry Tambahoaka
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [1.1]
Explanations in French [ Antambahoaka ] Petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [1.11]
 [ Antambahoaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [full text in 1.5]
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates Dialectal words

Anagrams 

Updated on 2021/11/27