Entry (1/4) | 1 tamango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) |
Entry (2/4) | 4 tamango |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Bara]
vatampaty (amin'ny faty maina) 7 [1.1] [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana |
Entry (3/4) | 8 tamango |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Tanala]
ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy |
Entry (4/4) | 11 tamango |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety |
Derivatives |
|
Anagrams | 15 atangom, tamango |
Updated on 2020/07/31 |