Entry talelaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka
Explanations in French Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3]
Examples Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka. [2.643]
Derivatives 
Other spellings 

Updated on 2024/03/08