Entry | 1 talantalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toeran' entana avoavo Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky 4 [1.13] fitoeran'ny entana misy ambaratonga |
Explanations in English |
5 [1.7] a platform or shelf of sticks, board or stone |
Explanations in French |
6 [1.3#656] étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes 7 [1.8] étagère ou établi en bois, pierre 8 [1.13] étagère, rayons |
Examples |
9 Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117#] 10 Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 atalantalan, natalantala, talantalana |
Updated on 2023/09/14 |