|
|
|
|

Entry (1/2)1  talaky
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha

Entry (2/2)4  talaky
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  [1.78] [Bara] mamiratra, mazava
7  [1.1] Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo
Explanations in English  8  [1.7] visible, obvious
Explanations in French  9  [1.8] visible de loin, évident
Compound words 

Anagrams  11  kalita, takila, talaky

Updated on 2023/08/11