Entry | 1 takonana |
Root | 2 takona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana 5 [1.13] manjavona, maizina |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] to be concealed, to be shadowed |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on cache; qu'on ombrage 8 [1.13] éclipse |
Examples |
9 Nitondra takonana emboka fito izy. [2.245#] 10 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word takonana |
Anagrams | 16 an-takona, nakatona, nakotana, nanatoka, nankatoa, natakona, natanako, natokana, natonaka, takonana, tananako, tonanaka |
Updated on 2023/06/03 |