Entry | takonana (takona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be concealed, to be shadowed [1.2, 1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on cache; qu'on ombrage [1.8] | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manjavona, maizina [1.13] | ||||||||
Explanations in French | éclipse [1.13] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word takonana | ||||||||
Anagrams | an-takona, natokana, takonana, tonanaka |
Updated on 2023/06/03 |