Entry takoditra (hoditra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [1.1]
Explanations in French Tubercule qu'on fait cuire avec la peau [1.3]
 (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. [1.196]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/09/14