Entry takobaka (kobaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, na fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/07/31