Entry takin > takina (taky)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava
Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1]
Explanations in English To be demanded as something due [1.7]
Explanations in French Qu'on exige de droit [1.8]
Morphology 
Present : takina, takiko, takinao, takiny, takintsika, takinay, takinareo, takin', takin-, takim-, taki-
Past : notakina, notakiko, notakinao, notakiny, notakintsika, notakinay, notakinareo, notakin', notakin-, notakim-, notaki-
Future : hotakina, hotakiko, hotakinao, hotakiny, hotakintsika, hotakinay, hotakinareo, hotakin', hotakin-, hotakim-, hotaki-
Imperative : takio
Compound words 

Anagrams 

Entry takin > taky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana ny an' ny tena (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin' olona [1.1]
Explanations in French Réclamation d'une dette, d'un prêt [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry takin > taky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Vocabulary 