Entry takilodrano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty [1.1]
 Aretina ateraky ny sokoraty [1.13]
Explanations in French Bilharziose [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31