Entry takila (ila)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany [1.1]
Explanations in English With one good side [1.7]
Explanations in French Dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré [1.3]
Derivatives 
 

Entry takila (ila)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo [1.1]
Explanations in English A page in a book [1.7]
Explanations in French Page d'un livre; côté [1.8]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31