| Entry | 1 takepake |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] harona na tanty kely mifatotra eny am-balan'ny mpanihika fametrahana ny trondro azo: Mitondrà takepake fa hanihike sady hidingo hantsirana ( mitondra haronkely ny trondro azo)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|