Entry | takasy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38] | |
Examples | Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany;
[2.996] | |
Vocabulary | Zoology: mammals | |
Entry | takasy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Bezanozano] (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra. [1.196] | |
Scientific name | Embelia madagascariensis | |
Vocabulary | Botany | |
Anagrams | atsika, takasy, taksia, tsaika, tsiaka |
Updated on 2020/07/31 |