Entry takarina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandehanana miresaka na mihinana any antranon' olon-kafa [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry takarina (takatra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [Rajemisa 1985]
   Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [Rajemisa 1985]
English definition   to be reached, to be attained to [Hallanger 1973]
French definition   auquel on atteint, où l'on arrive [Hallanger 1974]
Morphology  
takarina
takariko
takarinao
takariny
takarintsika
takarinay
takarinareo
takarin'
takarin-
takarim-
takari-
notakarina
notakariko
notakarinao
notakariny
notakarintsika
notakarinay
notakarinareo
notakarin'
notakarin-
notakarim-
notakari-
hotakarina
hotakariko
hotakarinao
hotakariny
hotakarintsika
hotakarinay
hotakarinareo
hotakarin'
hotakarin-
hotakarim-
hotakari-
takaro

Updated on 2012/07/06