Entry takalonaina (takalo, aina)
Part of speech passive verb
Explanations in French kidnapping [Gazette Grande Île ]
Examples 
1Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika [SeFaFi ]
2Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [Wresinski: Mahantra]
3Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [Gazette Grande Île ]

Updated on 2021/09/21