Entry takalom-patsa vidimpihinanana
Elementary words takalo ; patsa ; vidy ; fihinanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1]

Updated on 2023/05/24