|
|
|
|

Entry1  taintsihy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy [1.78]

Updated on 2026/02/04