| Entry | 1 tahisienina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina
4 Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|