Entry tahiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1]
Explanations in English Something saved up [1.7]
Explanations in French Ce qu'on économise, thésaurise [1.8]
Explanations in Malagasy Fitsitsiana; ambim-bava [1.13]
Explanations in French économie; épargne, stock; mémoire [1.13]
Examples 
1Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
2Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/24