|
|
|
|

Entry (1/2)1  tahiny
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany
Explanations in English  4  [1.7] (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny
Explanations in French  5  [1.8] (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny
Examples  6  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Analogs  7  raha toa, raha sendra
Compound words 

Entry (2/2)9  tahiny
Root  10  tahy
Part of speech  11  passive verb tahina and pronoun
Explanations in Malagasy  12  [3.1] tahina + ny

Anagrams  13  hitañy, hitany, ... hita ny ..., nitahy, tahiny, tihina, tinahy

Updated on 2023/08/11