Entry tahafina (tahaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity [1.1]
Explanations in English To be imitated [1.7]
Explanations in French Qu'on imite [1.8]
Morphology 
Present : tahafina, tahafiko, tahafinao, tahafiny, tahafintsika, tahafinay, tahafinareo, tahafin', tahafin-, tahafim-, tahafi-
Past : notahafina, notahafiko, notahafinao, notahafiny, notahafintsika, notahafinay, notahafinareo, notahafin', notahafin-, notahafim-, notahafi-
Future : hotahafina, hotahafiko, hotahafinao, hotahafiny, hotahafintsika, hotahafinay, hotahafinareo, hotahafin', hotahafin-, hotahafim-, hotahafi-
Imperative : tahafo

Anagrams 

Updated on 2023/01/20