Entry tafolo (folo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy [1.1]
Explanations in French Décimal [1.13]
Examples Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia [4.27]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/05/21