Entry tafavoaka (voaka)
Part of speech participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1Nijanona anefa ny fiara nony tafavoaka ny vohitra izahay. [2.471]
2Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470]
3tafavoako ny omby (j'ai fait sortir les boeufs) [1.107]

Updated on 2023/01/20